You are here: home > Tononkira > PRAY'F

AO AMINY AO (PRAY'F)

Fiainana eto an-tany Havako o!
Mihasarotra isan'andro izao
Mandalo sy miserana
Tsy azo hianteherana
Lazao izay tokony atao
Manantona an'i JESOSY ianao!
     AO AMINY AO misy fiadanana
     AO AMINY AO tena fiaTsiky dia ampyinana
     AO AMINY AO fahasambarana
     AO AMINY AO fitsaharana
Andriamanitra tsy mba mandao
Na inona ady izay hatrehanao
Izy dia fitiavana
Tsy manavakavaka
Ianao sisa handrasany
Tiany ho zanany malalany
    AO AMINY AO..............

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : PRAY'F
Mpamaky : 170
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : NOFEMAMI
Tamin'ny : 17/03/2017 09:44:54
ID : 9244

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo