Vavaka (Poopy)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Poopy
Mpamaky : 4249
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 28/11/2002 19:02:51
ID : 1272

Imprimer Facebook Facebook
Na sarotra ny lalana haleha
Tsy hahasakana ahy tsy handeha
Na enjika, na latsa eso koa
Tsy mampaninona
Navesatra ny efa nentiko
Toky foana no nasetriko
Tsy taitra aho f’ireo izay ratsy loha
Sa nampivadi-po
Ho tsinotsinona

Tompo o! ankiniko aminao
Ny fiainako stononkira.serasera.orgy izay rehetra mikasika ahy
Aoka Ianao hitantana tsy handao
N’inon’inona hanjo
Na ho sarotra tokoa
Matoky Anao aho ka tsy manahy

Matoky Anao izahay
Miandry ny marina
Fantatray ianao fa tsy miangatra
Tompo o! miandrandra anao izahay
Miandry ny rariny
Tsy manahy ny fanahy manana Anao.

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo