Taloha (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hisahirana aho
Ny hieritreritra anao
Tsy ho sasatra intsony aho
Hanoratra ho anao
Tsy hitaintaina intsony aho
Na lavitra aza ianao
Tsy hivezivezy intsony aho
Hitady anao
Ianao ve no niha-matotra
Sa izaho no miha-mahatoky
Sa misy antony hafa mahatonga izao?

Toa inona moa isika roa taloha
Ny ratsy lasa aza avela hifoha
Hanelingelina indray
Na samy mbola zaza aza isika taloha
Ny tsara andao haverina hampifoha
Ilay hafanana taloha

Tsy ho hadino ny taloha
Tsy hatao ho lasa nenina
Ny tantaratsika mbola hitohy


Source: http://www.multimania.com/schmilblik/tena-nam.html#1
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Poopy
Vangy : 4244
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734