Sipa malama (ft Mr Sayda) (Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(PIT LEO)
Matoa ty nifirako dia…
Be problème be…
Sipa maditra tsy mba hay atoro
Fatim-behivavy toa manorisory
Anarany nitady lehilahy mba nasolony an’ahy
Ay bandy tsy dia mavoha…
MDR tanteraka aho vao nahita an’azy roa (rires)
Mba tsetsoka ery anie Ikala mampiaraka tsara
Izaho indray no jereny tsara…
Heveriny fa mbola tara??
Ty nga mitapy sa adaladala

Fa hipalpitaka ve é é??
Zah nga bandy misotro café é é!!
Naleoko nitady olon-kafa milay
Fa any aho mibika misikotra fe é é!!
Tsy ampahafirin’ny sipako isé é é!!
Tsy mahazaka ny ditrako isé é é!!
Tsy kobon’ty nga fa zay Rudboy??
Sayda sy Pit tsy miandry an’isé

(Mr SAYDA)
Miseho azy romotra be é é!
Sady nanaiki-molotra be é é!
Heverina aho fa okotra be é é!
Fa iny aho mba hoento aho ra-tongotro andeha
Mangata-pijery fa hodiko mitapy
Tsy nasiko sira fa Bomboclat
Izaho no lazainy fa hoe tsy mahataty
Efa tsy any intsony fahotana mahafaty
Mangata-pijery fa hodiko mitapy
Tsy nasiko sira fa Bomboclat
Izaho ndray no lazainy fa hoe tsy mahataty
Efa tsy any intsony fahotana mahafaty

Fa hipalpitaka ve é é??
Zah nga bandy misotro café é é!!
Naleoko nitady olon-kafa milay
Fa any aho mibika misikotra fe é é!!
Tsy ampahafirin’ny sipako isé é é!!
Tsy mahazaka ny ditrako isé é é!!
Tsy kobon’ty nga fa zay Rudboy??
Sayda sy Pit tsy miandry an’isé

(Mr SAYDA)
Fa koboko ny toetranao fa toetran’alika
Sipa malama no Komikamika
Azafady aho rasipa fa tena masika
Tsy vita ny antsika ka aleoko mifitra (krkrkrk Pouah)

(PIT LEO)
Mifanena amin’ny Pams mbola milay
Fa raha ny amin-dry aloha tena aok’izay
Boka efa rodana tsisy jerena
Hinana ihany aho ve dia toa an-tena??
Avaloko mihintsy fa zaho tena fay
Hamadika pejy dia hitady hafa indray
Na avy aloha io na avy any aoriana
Tena tsy mendrika ho atao olon-tiana
Mila mandinika isé!!
Ho simba ny hoavin’isé!!
Ireo toetra ratsy ovay am’zay
Sao dia hanenina omeko Bye Bye

Fa hipalpitaka ve é é??
Zah nga bandy misotro café é é!!
Naleoko nitady olon-kafa milay
Fa any aho mibika misikotra fe é é!!
Tsy ampahafirin’ny sipako isé é é!!
Tsy mahazaka ny ditrako isé é é!!
Tsy kobon’ty nga fa zay Rudboy??
Sayda sy Pit tsy miandry an’isé

Yes Higher
Pit Léo!! Ayo Sayda yo!!!!
Dedicasse hoan’zay sipa malama rehetra eto amin’ny Tanana

(Mr Sayda)
Fa koboko ny toetranao fa toetran’alika
Sipa malama no Komikakomika
Azafady rasipa fa tena masika
Tsy vita ny antsika ka aleoko mifitra (krkrkrk Pouah)

Fa hipalpitaka ve é é??
Zah nga bandy misotro café é é!!
Naleoko nitady olon-kafa milay
Fa any aho mibika misikotra fe é é!!
Tsy ampahafirin’ny sipako isé é é!!
Tsy mahazaka ny ditrako isé é é!!
Tsy kobon’ty nga fa zay Rudboy??
Sayda sy Pit tsy miandry an’isé
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pit Léo
Vangy : 31108
Mpankafy : 6 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/02/2015 17:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721