Mahandry (ft TSK) (Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
PIT LÉO
Raha sendra mba maheno,
Nataoko ho anao ity kalo,
Raha sendra manirery
dia tongava raha matsiaro
Raha toaka mangatsika,
Tongava ho hafanaina
Aleoko ho tantaraina
Ho tsapanao f'enao no ilaina
Yeah yeah
Mbola lavitra,ny lalana izorana
Nefa tsika tsy afaka itorina,
F'anorina vaovao raha mety @nao zany
Fa naôna mo enao dia nanorina
Ny taloha nefa mbola tsy vôrodana
Manantena aho,
Manantena hatrany

Hainao ve girl
Atramizay,atramizao enao no ilainy
Miandry anao iany aho
Na ovina io izaho,mila anao za miandry anao
Mila anao za miandry anao
Nenà efa enao ihany,
Manantena atrany we ndray andro any,
Izaho sy ianao iverin'indray

PIT LÉO
Mbola tsy vôfafo fa raikitra ato am-poko
@ko manokana enao tsy ho foko
(TSK : fa tsy fantatrao io
mijaly izy tsy ianao)
Yeah Gyal,
Noho nilaozanao aho,
Dia aleoko tsy niteny,
Tsy nitsahatra nitady anao ombieny ombieny
Aleoko aloha mandefitra,
Fa mbola hamiratr'ilay masoandro
Fa za raha mbola ijoro
Enao hoa tsisy hasolo
Miandry anao aho
Miandry atrany x2

Hainao ve girl
Atramizay,atramizao enao no ilainy
Miandry anao iany aho
Na ovina io izaho,mila anao za miandry anao
Mila anao za miandry anao
Nenà efa enao ihany,
Manantena atrany we ndray andro any,
Izaho sy ianao iverin'indray

Tsiaro tsy ho vôfafa iny
Enao ra nande
Tsy midika akory zany enao ela be
Fa miandry e,rehefa alina iny aho tsy tafandry e e e e
yeah yeah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pit Léo
Vangy : 7785
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/02/2015 17:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731