Aza malahelo (Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hafa manoatra aho
Tena tsy maintsy mandeha
Na dia mamy ary ny anilanao
Zay le fiainana e
Tsy maintsy ho zakaina izay miseho
Ny antsika roa anie tsy ho tampitra hatreo
Fa ny vatako no makany eee
Dia ny fitiavako ao amponao ihany eee
Fa ianao aza manahy
Fa ianao aza manahy
Rehefa malahelo ianao dia jereo le sarintsika
Dia anaovy ny ankanjoko rehefa mangovitra sy mangatsiaka
Fa aza malahelo , aza malahelo ianao

Ref (2x)
Tsy maintsy miverina anie hoa izaho
Raha mandeha eeeee
Fa ianao aza manahy
Fa ianao aza manahy
Aza malahelo oh
Aza malahelo ianao
Aza malahelo oh
Aza malahelo ianao


Fafao ny ranomaso oh
Atrakao ny lohanao
Izao ilay tsy zakako oh
Matoriza eto amin'ny tratrako
Dia fihino mafy ary ny tanako oh
Aiaiaiaiaiaiaiaia
Ny antsika sy enao efa mandrankizay
Izaho sy ianao efa lasa ho iray
Fa ianao aza manahy
Fa ianao aza manahy
Eo fona aho fa tsy hitan'ny masonao
Eo fona aho ao anatinao
Yeah yeah aza malahelo


Ref (2x)
Tsy maintsy miverina anie hoa izaho
Raha mandeha eeeee
Fa ianao aza manahy
Fa ianao aza manahy
Aza malahelo oh
Aza malahelo ianao
Aza malahelo oh
Aza malahelo ianao

Aza malahelo oh
Aza malahelo ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pit Léo
Vangy : 10137
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/09/2016 18:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4354