Lazaiko anao (parhson & voary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha!
Tsimaintsy ho lazaiko anao
Izay ato am-poko fa vaobahotra aho taloha
Androany aloha!
Tsy maintsy ambarako @nao
Iza nokoboniko rehetra

Ref:Satria natao aho taloha.
Raha ny anambara ny ato am-po.
Ankehitriny lazaiko anao,
Izay rehetra ao anatiko ao

Hatr@iza!
Toa kapoka nahamay.
Babo ny fo fa ianao foana no ao an-doha
Na ny tontolo aza gaga noho ianao
Mampirediredy,hoe:tiako be ianao

Ref:...

Ref:(X2)

Ankehitriny lazaiko anao,
Satria tiako be ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : parhson & voary
Vangy : 3337
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 19/11/2015 12:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1186