Velona ho Anao (OneWay Young and Free)

Faly izahay
Fa tonga ao Aminao
Lasa zanakao

Ny fonay iray
No hiderana Anao
Fa tianay loatra Ianao

Indreto izahay
Manandra-peo ho Anao
Hihika mafyTsiky dia ampy hoe

Mandrakizay izahay
Dia tsy hiala Aminao
Hifikitra Aminao

Ref:
Izahay, velona ho Anao
Mamiratra amin'(ny)tany rehetra
Ho fahazavana amin'ny alina
Hitory ny fahatsaranao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : OneWay Young and Free
Mpamaky : 285
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : nathanneri
Tamin'ny : 03/07/2018 21:20:31
ID : 10698

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo