Tantara sisa ireny (ft Skerzo) (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(odyai):Tantara dia tantara ihany sisa ireny
fa tsy afaka hiverenana intsony
izaho anefa dia mbola manantena
fa ho avy ilay anjarako avy any ambony


(Skerzo):::Niarahako tamina joba, tantara manal'azy
izaho mintsy angamba no tia, satria izaho natoky an'azy...
nisy fotoana izaho tonga tany ambovo, tonga mba hamangy
nefa zavatra hafa no hitako izy misangy amina bandy
tsy te ho ratsy saina aho dia naleoko aloha niala
izy koa tonga dia nitsotra hoe juste faute akama
niodina ihany ny taona izaho koa mbola nomeny toky
izy kay marie lesy koboko tami'ny FB
3 taona izay no niaraka fa izaho tsy nahakobo ny serany
mbola tena variana mahatoky hoe tompontoerana
dia aleoko angamba aloha miala fa toa vitako ny serany
avaloko any ireo lasa dia fafako aloha ny sariny

ref:

Tantara faha-2 niaraka tamin'i Mia
sipa tena tiako izy koa moa tena tia ahy
fa ny tena probleme tsy nampety an' ilay tantana
izy zanakin'ny mpanana efa tena zatra miadana
hita tsy mitovy na ny kata na ny chifre
izay mpianatrin'ny fanjakana izy tao ami'ny iffre
tiany homena anazy na ny vola na ny kintana
atao ahoana moa lesy fa ny tena bandy kikina
noho ny fitiavako azy dia naleoko aloha niketrika
nitaditady kandra dia nitaditady bizina
izaho mba nanantena hoe ho tsara ny fiarahana
kanefa tampotampoka izy ary efa bikina
ref:...

Tantara fanintelony, niaraka tamin'ny Tsiky
sipa tena tsotra mitovy fiainana amintsika
tsy nampoiziko hoe izy lesy no nitondra aretina
ny vatany aza madio tsoa tsy ahitana pentina
nisy fotoana mba nangataka aho hoe: andao mba hanalazy
izy hono mila virjiny alohan'ny mariazy
dia aleoko aloha manaja ,ny safidiny na dia ngoma
izy koa mbola sipe kely zaza tsy ampy taona
3 volana taty aoriana, niova amin'izay ny rasa
vokatrin'ny aretina dia izy narary mafy
t6 azoko anampiana satria izaho koa tsy anasa
dia nilaozany ny tany, maty izy ka lasa
mampamangy any
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Odyai
Vangy : 14973
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : avotradavid
Daty : 24/12/2013 20:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8464