Samy Malagasy ft. DJ Gouty (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1) Akombony ny vavanao
fa ny aty hoa anie tsy havanao
Ajanony hoa le fosafosa
Dia avia ra hivazavaza
Jalousie`nao iny mon frere
Tsy itondranao makaiza
Hampienjera ny vatanao
Mbola ho fatanao An!an!an!

[Refrain]
Mpanakiana ataovy mangina
Fa ny ana hoa ty tsy mijanona intsony e!
Ataovy mangina ny fony e! An! an! an! an!
Savasavao re ny lalany o!
Fantam_pantaro ny anarany o!
Iza no loha-laharany o! An!an!an!an!(*2) (Ca Passe)
Misakisaha fa sahotaka e!(*4)
Misakisaha fa mamotaka e!(*4)
Misakisaha fa sahotaka e!(*4)
Misakisaha fa mamotaka e!(*3)
Misakisaha ffff

Samy malagasy e!
Iray aina,iray vatsy e
K'aza be walawala enao
Raha tsy tia d' efa miala enao Ou!ou! ou!

Aza dia falifaly hanambany
Ny vantanao ataovy ambany (efa kopy enao) (*2)

[Refrain] (*2)
Ny mpanankiana ataovy.................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Odyai
Vangy : 17055
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rhyel
Daty : 03/04/2015 23:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736