Mbola Tia (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Odyai)
Mba lazao amin'azy any hono hoe
Fa mbola tian'azy ny aty
Tantarao amin'azy any hono hoe
Tsy manadino an'azy ny aty

Tamin'ny dimy taona nahiatako anao farany e.
Zah lay menamenatra rehefa mamonjy fety
Tsy afaka ao andohako ao mihitsy ny anarany e.
Sarotra fafana toa tsy miala vetivety.
Fa asa raha tadidinao raha sendra miahaona tsika
Lay Ftiavana niredareda tany an-dakalasy.
Fa h@ izao ny an'ahy aloha dia mbola hianao no tiako
Raha ny fanirahako hihaona aminao hikôzy face à face

Nefa mety tsy ho tanteraka e.
Satria ianao efa niteraka e.

Fa tsy tiako raha ny fisiako no anankorotana tokan-trano
Fa haleoko aloha mijanona ho mpiondana hatrany.

Ref x 2: Fa Mba lazao amin'azy any hono hoe
Fa mbola tian'azy ny aty
Tantarao amin'azy any hono hoe
Tsy manadino an'azy ny aty

Fa satriko ny hitoetra dia tsy hialan-kialanao
Mandrapahatonga ny ariva dia hiarak'hilalao
Raha misy hitady higafy zah lay miaramila anao
Tsy mba tao anaty heritreritro hoe lay tsika hifandao

Fa fikasana ihany oa ny antsika malala e
Fa raha ny havoakan'ny ampitso aloha tsisy malala e
Lay izaho ny nilaozanao saika ho lasa adala e
Fa tsy maintsy manaiky aho satria zay lay anjara e

Dia tsy mba ho tanteraka e
Nefa zay vita tsy hanenenako e

Ref x 2

(Agrad)
Ahan! Raha ianao no filoha,
na mandrakizay aza tsy tiako hiongana
Reo soa navelanao manolatra tsy mety ho fongana
Mifamahana rehefa mikaly, lay mfampokapokapoka @ ondana
Roa Lahy dia vavy iray ozy-tsika roa miara-manombana

Mba manao ahoana ianao any
Mitsiky ve sa mitomany
Raha sendra solafaka, latsaka andavaka
Zah eto ihany
Handray antanan-droa.........

Ref x 2....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Odyai
Vangy : 7809
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Tigasy
Daty : 20/12/2017 15:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723