Ho avy aho (ft Skerzo) (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa taona maro zay tsy niaonantsika izay
Asa rah tadidinao lay teny anakiray
Mbola ho avy zao baby(matokisa ana baby)
Ndray andro any hiverina indray

Ka tonga izao lay ora iray
Niandrasatsika hatrizay
hiverenako hody
Ka lazao ny any
Ho avy izy androany
fa aza mitomany intsony eh!!

REF:
Ho avy aho ho avy any aminao
Satria ela tsy nifankaitana
Ho avy aho ho avy hijery anao
Tsy iandry intsony aho fa anainga ho any
Maika haita anao eh eh eh
Tsy andry intsony eh yeah yeah
Maika haita anao eh eh eh


Efa taona maro zay tsy nihaonantsika izay
Asa raha tadidinao lay teny anakiray
Mbola ho avy zao baby (matokisa anah baby)
Ndray andro any hiverina indray

Ka tonga izao lay ora iray
Niandrasatsika hatrizay
hiverenako hody
Ka lazao ny any
Ho avy izy androany
fa aza mitomany intsony eh!!

REF:
Ho avy aho ho avy any aminao
Satria ela tsy nifankahitana
Ho avy aho ho avy hijery anao
Tsy hiandry intsony aho fa anainga ho any
Maika haita anao eh eh eh
Tsy andry intsony eh yeah yeah
Maika haita anao eh eh eh
Tsy iandry intsony aho fa yeah yeah yeah

K'aza manahy ianao fa za taty tsy niova
Mbola ianao foana hatrizay ny tato am-poko
Be reo fakampanahy nisarika ny saiko
Kanefa ilay voady no hajaiko

Ka tonga izao lay ora iray
Niandrasantsika .......

REF:
Ho avy aho.....

Ngoma anao tanteraka ny foko tena kozy
Ho avy za my baby f'efa vitako ny bosy
Hamerina reo taloha rehefa tonga anilanao
Aza manahy fa le LOVE is like mini mani mo
F androany aloha ny anilanao tsy maints faly eh
Lavitra reo tomany eh
Hamiratra le masoandro nitondra aizina zay napijaly eh!
Tebiteby avelao any fa ny tambitamby misy io
Avereno amiko le msg am phone baby I miss U
Hovaiko amizay le passée tsy tianao taloha mampihomehy
Kozio reo kil mkozy fa ny amintsika aloha tsy ho faty eh!
Vomaika ny aty danger ohatran'ny show biz rehefa tonga ah aloha dia biz muahh!!!

:
Ankehitriny aho faly Nahita anao ia iany
Ka hoaverina eto indray reo tsy vita hatramizay
Ka ny alahelo avelao any e!!!

Ho avy aho.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Odyai
Vangy : 7846
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : avotradavid
Daty : 01/01/2014 19:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734