A.N.J.E.L.Y (Odyai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
baby aiza ianao fa mijaly aho manina irery
refa eo tsisy anao toa milalao vovoka irery
hatram'izao miandry ilay taratasinao
tsy ahy hoe salama
tsy ahy hoe marary
mba hilazao vaovao

oh baby miandriandry
endry foana aho aty
za hoa mbola tia
miangavy aho mba modia

ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY

'lay sambokelin'tsika
natao hampifandray
efa ela no tsita
lasa aiza ary izy izay
manorana foana hono ny any matetika
sao izy ndify dia lasa niletika
fa rah mba naniry elatra aho
dia tonga any aho na dia izao dia izao
hamangy anao
eh eh eh eh eh

oh baby miandriandry
endry foana aho aty
za hoa mbola tia
miangavy aho mba modia

ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY

ka raha tsy anjara ny antsika roa
dia mba hionona ny fo
dia any ankafa indray no hitoetra
fa ,ny antsika roa manam-petra
fa tszy ataoko ahasakana ahy
hitia anao izany
oh ieh eh eh .....

oh baby miandriandry
endry foana aho aty
za hoa mbola tia
miangavy aho mba modia

ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY


oh baby miandriandry
endry foana aho aty
za hoa mbola tia
miangavy aho mba modia

ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY
ianao 'lay A.N.J.E.LY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Odyai
Vangy : 5540
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 30/01/2015 23:45
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127