You are here: home > Tononkira > Odéam RAKOTO

Zana-boromanga (Odéam RAKOTO)

Midira midira Razanaboromanga
Midira meteza meteza hitafa
Fenoy hirahira sy kalo nyTsiky dia ampy lapa
Ho feno hasambarana hanavatsava

Fenoy hirahira hanakoako
Doboy ny aponga
Araho ny lamako
Lahy e, roy e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Odéam RAKOTO
Mpamaky : 45
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 14/09/2018 07:45:55
ID : 10916

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo