Mila Anao Ray (NYTIA GROUPE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko mangetaheta Anao Ray
Aza ny heloko no hatsiaharovanao ahy
Diovy re ry Tompo.
Fafao mba ho afa-pahotana
Mba tsy hana-tsiny eo hanatrehanao

Mba hanam-piadanana
Ny foko raha diovinao Ray
havaozy Tompo o ilay finoko Anao
Fa resy lahatra aho sy manaiky Anao
Vimbino Tompo o fa tena trotraka aho
Ka n'aiza misy Anao
Dia mba hitoerako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NYTIA GROUPE
Vangy : 1863
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : timtia
Daty : 13/10/2018 15:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4388