Namako (Ny Ventso)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako ô! Namako ô!
Miankina amin'ny safidinao ny hoavino.
Io dia izay rehetra natao, ditsarana anao.
Izay vita tety na soa na ratsy.

Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.

Namako ô! Namako ô!
Raha ny fiainantsika ety no ankamamiana,
Fahasambaran-pany, mandalo ihany.
Aza variana e, mahimahiana.

Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.

Andron'ny fitsarana izao
Efa ao ny anjaranao.
Fahotanao ibebaho fa sao taraiky ianao.
Efa vonona izy ny hamela ny helokao
Fa sao taraiky ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Ventso
Vangy : 1111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kaleba02
Daty : 29/05/2018 09:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4409