Toroy (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)

Raiko malala ry Tompo Tsitoha
Any Aminao ny fiainanay
Ho falifaly tokoa izahay
Raha miaraka Aminao

                 Toroy ny lalana mampifandray
                  Azo antoka fa ho tonga Aminao
                  Mba tsy ho diso ny famindranay
                  Fa ho todisoTsiky dia ampya izahay
                  Any ny toerana alehanay
                  Any ny toerana irianay
                  Any ny toerana honenanay
                  Irianay ho mandrakizay

Tsy hisy intsony Ny fijalianay
Fa eo Aminao ampoka soa
Fety korana hafaliam-be
Raha miaraka Aminao


     Toroy ny lalana .

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa
Mpamaky : 183
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Fanaja Mandranto
Tamin'ny : 17/03/2017 09:36:47
ID : 9243

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo