Adidiko ianao (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)

Maro ireo niteny sy nandatsa ahy
Aiza izay Andriamanitrao
Tsy kivy anefa aho
Fa vao mainka koa
Niantso Anao ry Raiko Tsitoha

Ny lalana izay nodiaviko
Nanefenao ahy Ray Tsitoha
Mba hinoako sy hitokisako
Ny herinao Andriamanitro

       Fa Ny zanako, Ny asan'Ny tanako
       Aoka tononkira.serasera.orgho adidiko ihany Hoy Ianao
       Ny zanako ,ny asan'ny tanako
      Aoka ho adidiko ihany Hoy Ianao

Ny ranomasoko nilatsaka
Tsy avelako ho very
Fa hangoniko ho tsangam-bato
Hiderako Anao Ray Tsitoha

'Reo voasedra noho ny Anaranao
Aoka tsy ho solafaka
Fa mba hajoroy ka asehoy
Fa Tompo Ianao mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa
Mpamaky : 202
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Fanaja Mandranto
Tamin'ny : 13/03/2017 14:22:12
ID : 9235

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo