Tam-Tam Tehaka (ft Rixlaine) (Ny Toky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ela ihany izay fa tonga ity
tsy misy bedy f’avia aty
raha resaka olana avelao
fa tsika efa vonona lasa izao
miara mirona dia makany aloha
mikisaka avanana adola ny loha
mihemotra arina mitodika ivoha
mody mitapy tsy akihetsika aloha

tam tam tehaka aloha
tam tam tehaka aloha

Androany hanalazy tsy haditra
jereo fa mandatsaka, fihino sao tsy hita
sivano ny sipa zay tia mandihy
tsika sy ianao ve mpifankatia ?
raha toa tsy tamana , dia ndana miala
fa mandra-maraina vao miala ety

miara mirona dia makany aloha
mikisaka avanana adola ny loha
mihemotra arina mitodika ivoha
mody mitapy tsy akihetsika aloha
Miara misaoty milatsaka ambany
mikisaka avanana tanana ambany
miara-mitsangana todika ivoha
tam tam tehaka a…

tam tam tehaka aloha
tam tam tehaka aloha
za efa mamo…

Androany hanalazy tsy haditra
jereo fa mandatsaka, fihino sao tsy hita
sivano ny sipa zay tia mandihy
tsika sy ianao ve mpifankatia ?
raha toa tsy tamana , dia ndana miala
fa mandra-maraina vao miala ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Toky
Vangy : 1442
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 03/11/2015 09:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737