You are here: home > Tononkira > ny sandratra

Fitiavana marina (ny sandratra)

Tompo o, ambarako eto izao.
Fa vatolampy sady heriko ianao.
Ny androko anio.
Izay anehoako ny fitiavako anao.

Ref. Tompo o, fitiavana marina no niantsonao ahy.
Tantanonao ny androm-piainako.
Tsisy sao dia menatra @ireo ditra izay natao.
Ka ity re ny foko ovay vaovao.
Ny andro sisa iainaktononkira.serasera.orgo re anjakao.

Fantatro izay inoako.
Ka matoky ny fitiavanao.
Ny omaly sy ny anio, ary isan'andro koa.
Ianao no anjarako.

Ref. Tompo o, fitiavana marina no niantsonao ahy.
Tantanonao ny androm-piainako.
Tsisy sao dia menatra @ireo ditra izay natao.
Ka ity re ny foko ovay vaovao.
Ny andro sisa iainako re anjakao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ny sandratra
Mpamaky : 238
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Fafanomezantsoa
Tamin'ny : 24/11/2017 21:42:04
ID : 10197

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo