Mamangy ny tany (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))

Mamangy ny tany ianao
(Andriamanitra ô)X2
Ka mahamando azy
Mampahavokatra azy betsaka ianao
Zany no fahamboatrao ny tany
Mamboatra vary ho an’ny olonao
Ianao tompo ô!
Satrohanao voninahitra ny taona fitahiana

Vonton-drano ny fiandrasan’ondry any an’efitra
Ary misikina fifalian’ny havoana
Rakotr’ ny ondry ny saha
Voasarona vary ny loTsiky dia ampyhasaha

Ry Andriamanitray ô!! Andriamanitrin’ny famonjena ianao
(Ry tokin’ny faran’ny tany ô)X2
Sy ny ranomasin-dehibe
Ny ranomasina eny lavitra eny oh!
(Mihoby izy eny mihira koa)X3
Eny mihoby , eny mihira, sy mihira koa!!

Vonton-drano ny fiandrasan’ondry any an’efitra
Ary misikina fifalian’ny havoana
Rakotr’ ny ondry ny saha
Voasarona vary ny lohasaha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)
Mpamaky : 615
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : Ny Koraita08021947
Tamin'ny : 09/03/2016 13:55:23
ID : 8145

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo