Harem-panahy (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))

Raha tapitra ny androko ety, an-dapanao Jesoa no tiako
Ao tsy manana ahiahy, feno toky ny fanahy
Ao tsy misy fisentoana, fa toa feno haravoana
Samy faly midera an’Andriamanitra, fa nahazo ny lanitra

‘Ty hita maso ity zay tsy mahafa-po,
Hisolo paradisa zay hifalian’ny fo
Ao tsy misy ranomaso, na koa fanaintainana
Fa hafaliana tsy hita lany, Hasambarana hatrany

Ry mpivahiny eto an-tany! Izay sondTsiky dia ampyriana fatratra,
aza variana ny mitady, ny harena mora lany
Fa matokia an’ny Nahary, minoa an’
Andriamanitra
Katsao ny harena tsara indrindra, ny
Harem-Panahy tsy mety lany

He vetivety foana re,Ny ety an-tany Andro fohy mora lany,
Andro fohy tsy maharitra,
He vetivety ny ety an-tany
Indreny fa mirenty, ny hoso-doko mora lefy
Mandravaka ny trano lay, trano lay tsy maharitra
Fa hafa kosa, fa hafa kosa
Ny lapan’Andriamanitra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)
Mpamaky : 774
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Faliana2402
Tamin'ny : 09/03/2016 11:47:50
ID : 8141

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo