You are here: home > Tononkira > Ny I-Kalo

Trinity Blues (Ny I-Kalo)

Tsy noterena sitraponay ny hankalazanao
Ianao izay telo nefa iray faly manajanao
Ankalazaina ampifaliana fa Andriamanitray

Ref: Ôouôuhô...zay tsy maintsy mihira
       Hira ho an'i Ray Ray mpamoroana anay
       ÔouôuhTsiky dia ampy... zay tsy maintsy midera
       An'ilay Jesô ilay Kristy zokinay
       Ôouôuhô...isaoranay ny Fanahy
       Fanahy Masina ilay mpananatra anay
      
Andao ianao eh ho namanay tsy hanenina ianao
Faly izahay eh mandray anao ato antranondray

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny I-Kalo
Mpamaky : 155
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Dadann
Tamin'ny : 09/01/2018 09:51:44
ID : 10257

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo