You are here: home > Tononkira > Ny I-Kalo

Andrianiko Ianao (Ny I-Kalo)

Tsy ho toizao ny fiainako
Raha tsy Ianao no teo
Mivimbina ahy ny tananao
N'aiza n'aiza misy ahy eo Ianao
Sambatra aho fa tsy no jerenao
Ireo andro lasako
Nanaovako ny sitrapoko
Andron'ny tsy fahalalana

ref: Andrianiko Ianao Ray faTsiky dia ampy Andriamanitro
      Mpanjakako Ianao Kristy tompon'ny safidiko
      Tsy misy ataoko rehareha afa tsy ny anaranao
      Fanahy รด andrianiko Ianao

Ny finoako ny ho tiavinao
Fanantenako aminao
Ny fahasoavanao no nahatoizao ahy
Vaovao isan'andro isan'andro
  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny I-Kalo
Mpamaky : 248
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Dadann
Tamin'ny : 09/01/2018 10:01:17
ID : 10258

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo