Jeso Kristy (Ny feon'ny lanitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Kristy no lalana
Jeso kristy no fahamarinana
Izy ihany no hianteherako
Eo amin'ny fiainako

Ireo adiady izay nandreraka ny loha
Teo amin'ny fiainako
Ireo adalana izay niainako taloha
Foana tsy hisy avokoa
FA SATRIA: Jeso Kristy

Jeso Kristy····················

Ireo toetrako izay nataoko teo aloha
tena tsy mahasoa
Ankehitriny hitako ilay Tompo Tsitoha
Hitarika ny lalako
FA SATRIA: Jeso kristy

Jeso kristy···········
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny feon'ny lanitra
Vangy : 834
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsa_fifaliana
Daty : 09/09/2017 13:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.303