You are here: home > Tononkira > Ny Avo

Babo (Ny Avo)

V: Babo ny fitiavanao aho tompo ô!
Babo aho, tena babo ny hatsaranao
Anilako hatrany, na hangidy na mamy
Na tsiky, na tomany.

L: Babo ny fitiavanao aho tompo ô!
Babo aho, tena babo ny hatsaranao
Anilako hatrany, mangidy na mamy
Na tsiky, na tomany.

Ref:
LV: Ny otako dia efa voavela
Ny trosako tsy misy tavela
Nodiovinao aho
Ho olom-baovao aho
Izao fitiavany anao.
.......................
V: Mpamonjy mahery
Mitsinjo, Mijery
Tsy mamela ahy hoTsiky dia ampy very.

L: Ilay namonjy ny aiko
Sy mbola antenaiko
Ianao foana no ilaiko.

Ref:
LV: Ny otako dia efa voavela
Ny trosako tsy misy tavela
Nodiovinao aho
Ho olom-baovao aho
Izao fitiavany anao.

V: Fitiavako ianao,
L: Fiainako ianao
V: Nanolotra ny ainao ho anay!
L: Ho ainam-pahoriana
V: Sy nampijaliana
LV: Ho tsaroana mandrak'izay!

V: Babo ny fitiavanao aho tompo ô!
L: Babo aho, tena babo ny hatsaranao
LV: Tsy lany hamamiana, feno fitahiana
Ary tretriky ny hafaliana.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Avo
Mpamaky : 707
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 18/12/2018 22:07:28
ID : 11221

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo