Mitsinjo ny marina (NY ANTSAFIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira faneva ny faha 45 taona naha Mpampianatra Sekoly Alahady an’i RAZAFIMALALA Louise)

1- Asandratray eram-po, eran-tsaina
Ny anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina dia avy Aminao (bis)
Manosika hivavaka,
hanitsy sy hananatra
Ho voninahitrao Jehovah Ray

Fiverenana:
Ny masonao Jehovah Ray
Dia mitsinjo ny Marina
Mihaino ny tarainanay andro aman’alina
Ny Masonao Jehovah Ray
Dia mitsinho ny Marina

2-Asandratray eram-po, eran-tsaina
Ny anaranao ry Raiko ô
Fa na ny hery na ny Aina
Dia avy Aminao (Bis)

Mitaona ahy hanasoa
Hitory sy hikolo koa
Ho voninahitrao Jehovah Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY ANTSAFIA
Vangy : 1271
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0903