MITRAKà, AZA KIVY (NY ANTSAFIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho anao izay mitanondrika
Vokatry ireo adim-piainana
Ka mijaly, mitomany, toa marary fo,
Mila amoy fo

Ô, mitrakà a!
Aza kivy mahereza!
O! mivavahà, fa ny Tompo
Tsy mandao anao

2- Miomana izao fa ny Tompo
Tsy manary anao fa miandry anao
Atolory Azy ny fonao
Fa izany no andrasany aminao

Santatra RAZAFINDRABE
Ravo IHASARAMANITRA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY ANTSAFIA
Vangy : 3738
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 02/10/2014 12:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.087