Ho Anao (NY ANTSAFIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Atolotro ho Anao
Ny tenako ry Tompo
Raiso ka anjakao
Fa vonona aho hanompo

Fiverenana
Inty aho ry Jesoa Tia
Vonona aho ho irakirakao
Raha mbla miaina ety
Dia hanao ny asanao

2-Atolotro ho Anao
Ny fiainako ry Ray
Raiso re raha sitrakao
Fa ho Anao mandrakizay

Fiverenana
Inty aho ry Jesoa Tia
Vonona aho ho irakirakao
Raha mbla miaina ety
Dia hanao ny asanao


3-Atolotro ho Anao
Ny foko sy ny saiko
Tano mafy re aho
Aza avelanao ry Raiko

Fiverenana
Inty aho ry Jesoa Tia
Vonona aho ho irakirakao
Raha mbla miaina ety
Dia hanao ny asanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY ANTSAFIA
Vangy : 1601
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725