You are here: home > Tononkira > Ny Antsa Mass Choir

Ny Fiainako ho Anao (ft Christian K) (Ny Antsa Mass Choir)

1. Ianao no Raiko
Ianao ihany e
Mpanjakako Ianao ihany
Deraiko Ianao Andriamanitro Ianao
Ianao ihany Tompo ô

Ref:
Ny fiainako ho Anao x3
Deraiko amin'ny fo
Deraiko amin'ny feo
Deraikotononkira.serasera.org amin'ny dihy
Ianao Tompo ô

2. Ianao Jesô
Ilay tiako indrindra e
Ilay Zokiko Ianao ihany
Be indrafo Andriamanitro Ianao
Ianao ihany Tompo ô

Ref:

Ny ANTSA MASS CHOIR feat CHRISTIAN K
A/C: Sandratra Minohasina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Antsa Mass Choir
Mpamaky : 526
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : minohasina2016
Tamin'ny : 20/04/2017 10:55:57
ID : 9377

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo