You are here: home > Tononkira > Ny Angola Fiderana

Mifankatiava re! (Ny Angola Fiderana)

Mifankatiava isika(beso)
Mifankatiava isika dieny ety an-tany
Mba ho fifali(beso)
Mba ho fifalian'ny Tompo, any an-danitra any
Mifankatiava re, toy ny mpirahalahy
Mba ho fantatry ny olona fa mpianany isika izao.

Réf:
Tahaka ny nitiavany ahy sy ianTsiky dia ampyao
No aoka hifankatiavantsika ankehitriny izao
Torio ka asehoy amin'ny olona rehetra
Fa ilay fitiavany anie dia tsy mba manam-petra
Koa mifantiava re, raha mbola velon'aina
Fa rehefa maty anie, tsy misy intsony ny hantenaina!.



Tonony sy feony : Rado Mihamina RABEMANANTSOA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Angola Fiderana
Mpamaky : 114
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : SantatriniainaAvotra
Tamin'ny : 07/08/2018 12:32:45
ID : 10847

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo