Fanantenana (Ny Ainga)
Mpihira : Ny AingaMpamaky : 1855
Nampidirin'i : ari.malala
Tamin'ny : 09/05/2006 14:11:43
ID : 3632 Tsy hoe tsy fitia no nanainga anay
Hamoy ireo tiana sy ny hafaliana an-tany
Tsarovy fa misy ny avo noho ireo
Dia ilay zato heny ety sy ny any am-paradisa
Tozoy hatrany ny lalanao
Mba ho zary hafaliana ooooo an an an
Lanjao ny fijaliana
Iareto am-pifaliana
Hanosika hatrany ny vavaka atao
Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o
Ireo manantena ny hasambarana
Tsy hoe tsy fitia no nanainga anay
Hamoy ireo tiana sy ny hafaliana an-tany
Tsarovy fa misy ny avo noho ireo
Dia ilay zato heny ety sy ny any am-paradisa
Ho feno hafaliana fiadanana hatrany
Ny aizina ho zary hazava ooo an an an
Hanjary lohataona ny andro ririnina
Sikino hatrany ny fanantenana
Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o
Ireo manantena ny hasambarana
Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o
Fa soa hoazy no nahatonga izany
Ny Ainga




