AKAIKINAO FOANA (Ny Ainga)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Ny Ainga
Mpamaky : 1854
Nampidirin'i : cmbolatiana
Tamin'ny : 11/01/2007 12:59:08
ID : 4120

Imprimer Facebook Facebook
AKAIKINAO FOANA

Nahoana moa ianao ry mamy no migogogogo sady mitomany
Adala angaha izato ianao no manao toy izao
Reraka aho manontany anao etsy hofafako ny ranomasonao
Raha misy manahirana anao inty aho ka lazao

Re-reraka loatra ny saiko
Mieritreritra anao ry aiko
Fa nilaozanao aho
Nilaozanao aho – ka mitomany
Navelanao ho ahy
Ny fahoriako

Hay ve izany fotsiny ihany ka dia natao hampitomany
Aza malahelo foana fa izaho mbola tia
Izaho tsy hifindra sanatria fa ho anao anao doria
Aminao lalandava ny eritreritro ka matokia

Tre-tretrika loatra ny saiko
Manana anao ry aiko
Avia manantona ianao
Manantona hosafosafoiko
Manantona ka etsy orohiko

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo