MAHEREZA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYMpamaky : 504
Nampidirin'i : andoez
Tamin'ny : 09/07/2012 07:47:39
ID : 6133 1)EH mangaina ny fanahy
Novesaram-pahorina
He milofika ny fo
Toa nilaozam-pifaliana
Iza intsony moa no antenaina
Mba antsoina
Ny olo-tiana aza no indreo
Efa leo tsy te hiseho
Andriamanitra tsy hanadao anao
Andriamanitra tsy hiodina na ahafohy
Andriamanitra ao ambony ao
Mbola azo hifikirana
Handrandraina antenaina
Hambaram-pialam-pofonaina
2)Raha ny olana mianjady
Efa ampy ampivarina an-kady
Ka na mafy aza ny manjo
Mbola misy ny mpamindra fo
Na ho mafy noho izao no hihantra amin'ny nofonao
Aza gaga mahereza hiova ny lala-mideza




