COURAGE FOANA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYMpamaky : 525
Nampidirin'i : andoez
Tamin'ny : 05/07/2012 15:24:56
ID : 6129 )Mangotrangotraka mahamay ny ady ety
Be ireo mpanenjika tsy atao mahagaga izany
Fa ianao aza fony mbola tety
Nesoina nororana nalaimbaraka ihany koa
2) Toa mila ho ketraka ny nofo izay malia
Mijohy ny ranomaso vokatr'ireo ankaso
Mila tsy ho voatsindry intsony izany fo
Nefa noho ny aminao hangina aho tompoko
3) Nahazo hery aho jesô fa miaraka aminao
Tsy manan-tahotra foana ireo ahiahy
Ny asan' ny maizina miala amin'ny anaranao
Courage foana aho tohananao tompoko
Fa na toy inona amafin'ny ady atao
Tsy amihemotra ahy
Fa handroso foana aho
Ianao jesôsy irery no banjiniko
Ny hany fantatro izaho any an-danitra




