You are here: home > Tononkira > NTC Gospel

Tia Anao aho (NTC Gospel)

Jeso ambarako Aminao anio izao/
Fa hatr@izay ka hatramin'izao
tsy mbola nahita toa Anao/
Nitia ahy tahaka Anao
na dia tsy mendrika aza aho
Dia noraisinao,
notiavinao (na tsy mendrika aho)

Jeso ambarako Aminao anio izao/
Fa ny fitiavako rehetra
omeko Anao tsy misy fetra/
Dia ho ataoko hirako,
hokaloiko am bavako/
Ilay fitiavanao,
miredareda ao ampo

Tia Anao aho (x4)
anio no ambarako,
fa Ianao fitiavako/
Tia Anao aho(x4)
mihoatra an izao rehetra izao,
tiatononkira.serasera.orgko Ianao Aho.

Jeso ambarako Aminao anio izao/
Fa hatr@izay ka hatramin'izao
tsy mbola nahita toa Anao/
Nitia ahy tahaka Anao
na dia tsy mendrika aza aho
Dia noraisinao,
notiavinao (na tsy mendrika aho)

Jeso ambarako Aminao anio izao/
Fa ny fitiavako rehetra
omeko Anao tsy misy fetra/
Dia ho ataoko hirako,
hokaloiko am bavako/
Ilay fitiavanao,
miredareda ao ampo

Tia Anao aho (x4)
anio no ambarako,
fa Ianao fitiavako/
Tia Anao aho(x4)
mihoatra an izao rehetra izao,
tiako Ianao Aho.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : NTC Gospel
Mpamaky : 206
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : lalaina11
Tamin'ny : 29/11/2017 11:54:14
ID : 10201

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo