You are here: home > Tononkira > NTC Gospel

Anao ny fiainako (NTC Gospel)

Aza miahiahy,@ny fiainanao/
Ho avy ny andro iray hahafaly ny fonao/
Tsarovy Jeso namanao, maty mba ho avotrao/
Raha toa mijaly Ianao, mitsangana, mihira

Ref:Fantatro fa eo ianao,
reko manohana ahy/
ninonina hiseho hitranga koa,
Anao ny fiainako

Raha tojo sarotra,
mila toa handrendrika/
irtononkira.serasera.orgeo nantenaina,
zary toa nahafohy anao/
Tsarovy Jeso namanao,
maty mba ho avotrao,
raha toa mijaly ianao,
mitsangana mihira!

Ref: Fantatro fa eo ianao,
reko manohana ahy/
ninonina hiseho hitranga koa,
Anao ny fiainako

Raha Jeso no aharo koa,
tsisy ampiembotra ahy
, ninonina hiseho hitranga koa,
azy ny fiainako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : NTC Gospel
Mpamaky : 134
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : lalaina11
Tamin'ny : 29/11/2017 11:54:24
ID : 10200

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo