efa ela (Nono)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Nono
Mpamaky : 1770
Nampidirin'i : Coco be
Tamin'ny : 06/11/2001 16:11:33
ID : 256

Imprimer Facebook Facebook
ela no nitsiriritra anao
efa ela aho no nanonofy anao
nefa dia izao, efa eo ianao
mipararetra fotsiny ny molotro

mifangaro ao an-dohako ao
faniriana mibosesika anao
nefa dia izao, efa ianao
tsy mahateny aho fa miboredika

mahafinaritra ahy ny masonao
izao tontolo izao no hitako ao
soa nisy andri iray, soa fa nisy
nahitako anao

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo