Tsy hirafy (Njakatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 1295
Nampidirin'i : mihanta
Tamin'ny : 05/06/2009 23:39:04
ID : 3821

Imprimer Facebook Facebook
Raha tena an’ialahy tokoa ilay kala iny,
Raha nahatezitra an’ialahy koa izahay tamin’iny,
Izaho tsy nahay tsy nanam-po,kay izaho ity tiany ô ô
Izany anefa tsy tao an-doha,fa faniriany é mifona é ô

Inona no ifonan’ingahy hafa f’izao
Aza dia milefitra fa tsy tezitra aho
Zavatra tsy fantatr’ialahy,ny ahy kilalao ô ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho

Refrain:
Adalàna ny azy toy izao,
Isika roalahy tsy ifandao,
Raha izay ditra no tiany aseho,ny ahy tapitra hatreo,
aleo koa izy ho eo,f’efa leo

Sao dia tian’ialahy tokoa ilay kala iny,
Aza dia milefitra fa tsy tezitra aho,
Izaho tsy nahay tsy nanam-po,kay izaho ity tiany ô ô
Fa raha iny an,manana ny tiako anie aho.

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo