Tsy aferanao (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa no tanjonao
Mitsara ahy, maneso koa
Izay fiainako toa dia hidiranao
Mahagaga ahy, tsy haiko aloha

Efa mankaleo ny tsikilonao
Tsy hay lazaina intsony ny fosanao
Izao no ataovy tsara an-dohakelinao
Izay tsy aferanao, tsy raharahanao

Lazainao maditra be hono aho
Lazainao mamolava aho
Lazainao be rendrarendra hono aho
Lazainao mpijangajanga aho

Fa na natao na tsy natao
Tsy mahalala fomba ianao
Izay tsy aferanao, tsy raharahanao

Efa mankaleo ny tsikilonao
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 8184
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : deraxratsima
Daty : 10/11/2016 18:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729