Tsisy vaovao (Njakatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 1955
Nampidirin'i : zoubelou
Tamin'ny : 06/09/2007 17:53:35
ID : 4671

Imprimer Facebook Facebook
Elaela izay isika tsy nifankahita
Fitadiavana tsy mety vita
Fa mitady anao ny tontolo
Miandry anao hikolokolo

Elaela marina tsy nifankahita
Ataoko akory fa izay ty fiainantsika
Tsy maintsy mitady fa mba te ho tafita
Tsy hoe manalino fa sahira

Tsisy vaovao mety ambarako anao
Tsisy vaovao holazaiko aminao
Zaho tsy miova e, zaho fa ngoma e
Saomantsika rahatrizay

Raha ny vaovao, tsisy hatramizao
Tsisy ambara anao, fa manantena anao

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo