Tantano aho (Njakatiana)
Mpihira : NjakatianaMpamaky : 600
Nampidirin'i : zoubelou
Tamin'ny : 14/09/2012 14:19:52
ID : 6188 Ny fiainana raha dinihina
Angamba mety alamina
Hatsaraina ary hitondra soa
Hitondra ainga vao ka mba hampandry fo
Mbola ianao no hany finidiko
Handravaka ny androko
Manantena aho fa ho fy
Ny fiainantsika ety haharitra doria
Tantano aho f'ianao no sitrako
Tantano aho fianao no tokiko
Tantano aho e !
Tantano n'aiza n'aiza aleha




