Olo-mendrika (feat Parson Jacques) (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro aho no mba nihaona taminy
Tena mahafinaritra ahy ny fombany
Tsotra izany raha olona mambabo fo
Maha te hiara-monina tokoa

Za tokoa ry ngahy mba nahatsapa izany
Na ny tsikiny aza tena mamy
Tsy miatsara ivelatsihy fa dia marina
Ary koa manaja ery ianao indray no fanina

Réf:
Raha ny tiako aloha mba izay ahay
Fa tsy ireo toetra mahamay
Zay no olo-mendrika eto an-tany
Maromaroa ny tahaka izany (x2)

Solo.....

Za tokoa ry ngahy.............

Réf: ........

Solo......

Réf : .......

Maromaroa ny tahaka izany (x4)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 3580
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 20/03/2018 21:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751