Ny hirako no namako (Njakatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 1739
Nampidirin'i : zoubelou
Tamin'ny : 26/09/2007 15:16:01
ID : 4729

Imprimer Facebook Facebook
Ny hirako (ny namako) tsy hiranao (tsy namanao)
Izy dia ho ahy samirery
Izaho ihany no mahay mandray tsy lao
Mandray azy ka mandrevy
Ny foko dia efa novany

Ny fiainako toa lasa miankina aminy
Na ireo alahelo, na koa fifaliana
Ny fitiavako ny hirako
Toy ny fitiavana misento koa
Tsy ho kivy aho raha anilany
Fa dia omeny hery hampahery hatrany
Ahy izy

Oh oh oh oh, La, la, la

Kaloina mandrakariva
Indrinra koa rehefa tsy misy izay atao
Dia ny hirako no voalohany

NJAKATIANA 1991

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo