Ny fitiavako anao (Njakatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa

Tags

Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 4081
Nampidirin'i : Tsiory
Tamin'ny : 21/04/2004 00:45:13
ID : 2380

Imprimer Facebook Facebook


Mahatsiaro anao
Malahelo anao
Manina anao
Mieritreritra anao isan’andro
Tsy afako an-tsaina
Hatramin’ny efa tsy ilaina
Sakanana foana
Fa miseho foana ny amintsika

Tsy fitiavana tokoa rahTsiky dia ampya tsy izao
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Izay tena mafonja
Izay tena marina indrindra
Ary ho vanona

Eny
tsy misy resaka hafa afatsy izany aho
Satria tiako ianao, tiako foana foana

Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao ...

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo