Noely (Njakatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 1791
Nampidirin'i : lux
Tamin'ny : 06/02/2007 14:26:19
ID : 4187

Imprimer Facebook Facebook
Rehefa tonga ny andro noely toy izao
Dia samy manao izay rehetra tiany atao
Ny te-hifaly manao izay efa tsy fanao
Ny anao kosa inona ny noelinao
Na manana na ory ianao

Noelinay diatsy miova hatrizay
Noelinay dia ny finoanay
Hideran’indray:ilay zanaky ny Ray
Hihobian’indray fa fetiny aminay
Teraka tety ilay Kristy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo