mpankafy (Njakatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 2834
Nampidirin'i : ari.malala
Tamin'ny : 02/11/2007 08:51:25
ID : 4828

Imprimer Facebook Facebook
Raha vao mandre ireo hiranao aho
dia mientana foana ’ty foko
reo lazainao reo zay veintsoinao
dia tontolon’ny fiainako
ianao moa tsy mba mahafantatra ahy
zany anefa tsy hahasakana ahytsy ho mpankafy
na tsy hitanao aho dia te hifandray
mankasitraka re ny aty

tiako raha izaho no tafahaona aminao mivantana
na dia iray minitra monja
mba hitopa kely aminao ity foko feno onja
dia ho sambatra aho fa naharay diamondra

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo