You are here: home > Tononkira > Njakatiana

Miora (Njakatiana)

''Miora''

Miora, malahelo mafy anao aho
Hiteny izany aza , tsy tantiko akory
Fa sarobidy laotra ianao... ianao  hatrizao
Hatrizay......
Ôôôôôô
Izaho anie ka mahalala Anao
Mba mahalala anao , satria efa anatiko aho
Tsy hahitraitra intsony
Fa faniriana, ambony .. ambony
Hummmm

Ref:
Miora..................'babangoana , raha toa ka tsy eo ianao
Miora..........Tsiky dia ampy........toy izay foana,  ny hirako ho anao
Hummmm...


Izaho izay efa Tia  fantatrao...
Dia fantatrao fa tsy mahafoy anao
Injay manoratra aho  humm.. Resinao....
Hatriizao ; hatrizao

Ref: Miora...................tiako foana raha izaho mba namanao
        Miora .........mba ho Mandrakizay
Ooooooooooooo..........


Ref:
Miora.............. dia izay foana
Miora..................

Njakatiana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 85
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : lebozy
Tamin'ny : 14/11/2017 10:38:37
ID : 10144

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo