Mifalia fa malagasy (Njakatiana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 3510
Nampidirin'i : Tafita
Tamin'ny : 12/07/2004 00:05:34
ID : 2511

Imprimer Facebook Facebook
Mifalia fa malagasy e!antsika roa lay e!
Mifalia fa malagasy e!antsika leroa
Miravoa fa gasy e!Antsika lahaby e!
mifalia fa gasy e!Zalahy

Miravoa fa malagasy e!atsiah
miravoa fa malagasy e!anao rakia e!!
Mifalia fa gasy e!
anao jako o!
Mifalia fa gasy e!lie e!

Lava raha hitanantara ny ratsy sy ny tsara fa io i Gasikara
ny anaranao tsy miova fa io no efa lova
K’ataovy soa
Misy anefa ambadika any reo zay tsy mba manantany
tsy anao atononkira.serasera.orgnefa izany
Ino koa raha ilainao

manana ianao oia
Gasikara ny anao oia
Malagasy ny anaranao
Io nomenjanahary anao
Enao malagasy ianao oia
D inono koa?
Iza no havandreo a
Ary aiza ny fiavin-dretsy atsiah

Mifalia fa Malagasy e!antsika roa lahy e!..................


Misaora Zanahary e!fa gasy ny boto o!
Misaora Zanahary e!fa gasy Rakoto o!
Misaora Zanahary e!Anao zao
Misaora Zanahary e!fa gasy e!!!

Lava raha hitantara..................................

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo