You are here: home > Tononkira > Njakatiana

Mbola ianao (Njakatiana)

(Misaotra)

Tiako sady sarobidy ho ahy
Ny fitiavana nasehonao
Foana sy nisinda ny ahiahy
Fa efa eo ianao
Toky sy hery ho ahy (tokoa)

Tsy mba nanampiovana ianao
Matotra tamin’izay natao
Namana azo antoka tokoa ianao
Fifaliako koa
Sakaiza tsy mba maTsiky dia ampyndao
Ieieee ...

Faly aho
Fa hatramin’izao ianao dia mbola ianao
Tretrika aho
Notanterahinao izay tiako atao
Sambatra aho
Tsy mba nisy izay fanitsahanao ahy
Misaotra anao ... ô!

Ny irariana koa
Dia mba ho izany foana moa

Tiako sady sarobidy ho ahy ...

Faly aho ...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 3896
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 07/02/2004 11:38:21
ID : 2238

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo